hidera anao aho (TFD)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
#Misaotra anao zahay
Ny nanavotanao anay
Ninoninona mitranga
De manaiky anao zahay
Manomboka androany
De hidera anay zahay
Ra ny zavabitanao
De manaiky anao zay
Ref:
Hidera anao aho
Hankalaza ano aho
Hanandratra avo
Hizar'izany anaranao.
#Rainay;tsitoha
Midera mankalaza
Misaotranao eram-po
Nomenao i jesoa
Ho fanavotano
Symbola famindram-po
Na ny fahiny;ny anketriny
Ny andronay rehetra de mbola ankinina amnao
Ho anao ry ray mahery
Ref:hidera anao...
#Taomy hivavaka ny olona rehetra
Amzay tsika mba tsy ho very
Fa aminazy ilay fitia tsy misy fetra
Ilay tompotsika anie manankery
Ka andao anaradihy
Manomboka androany
Fa tena mangindy
Ny fiainana ento antany
Alaelo sy tomany foana lava izao
Kanef ny elo anie de foana noho ianao
Tompo avi de dihovy ny foko
Fa de mijaly zah
Manomboka androan zay alo d hiaraka anom_po
S hidera ilay nahary
Ko de mba ampio fa mijaly izahay
Omaly sy anio ary ho mandrakizay
Enao anie 'lay tompo
De tsy miova atram'izao
Ka manombok androan de idera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TFD
Vangy : 1146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : randrialando
Daty : 16/11/2017 16:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716