Andao handihy (TFD)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tonga de tairo ary le fandy
Fa efa tsy nasinay vola ity
Ngadona coupe decale
Zay tsy andihy allez mande
Afaka asin-dry twerk, afaka asin-lah gweta
Samy manetsika doudousinanjy f'zay tsy mandy eo beurk a

Mamovoka androany ny iray tanàna
Ra vonon enao d andao anala
Aleo androany mba analazy
D asina mivoaka zay mila ady
Atsangano ny tanana andao handihy
Tsangana daholo zay mankafy
Mafana ny andro d alao ny akanjo
Afaka mande mando zay mamo

Avelao alo zah mba ande
Fa le jaloux anao ef'ela be
Sady zah ko anie efa lehibe
Kany ijanona alo tsy cle
Alefa le vazo andihizanay
Zay mila mahazo le fety mlay
Zahay analazy ka aleo mba ivoaka
Efa a la page ka isotro toaka
Elako ny tsiny ra toka iroule
Fa tonga fety ka ande d_ful

Anomboka @zay ny korana
D samy maka toerana f aza miala
Andao @zay ande andihy
Ka apidipidino doudoundry
Apidino @vera ary le coupage
F mtovy @olona tsy a la page
Ataovy mamay wa ny piste e
Atomboy @zay wa le fieste
Tonga ampifaly ny pokone
Ts apitaotra oatra ndra bokone
Alefaso @zay ar
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TFD
Vangy : 1460
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : landorandrianarivelo3
Daty : 30/07/2017 10:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2525