GEBAGEBA (Terak'i Fisakana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I e e e e, I e e e, I e e e
I e e e e e e lalao ny any e!
Ny tsy mipataloha dia tsy mba miparady a!
Lalao ny any e!
Hakaro hakeny aloha aho re fa azafady a!
Lalao ny any e!
Ny resaka heverina dia hifanadina
Lalao ny any e!
Isika rehetra ary be soa madina
Lalao ny any e!

Hoay e le roapa
Hihinana azy aho izao
Gebageba, Hihinana azy aho izao x3
Hany ka tsy izany va? Marina any izany x4
Mandalo dia mihelina, ilay apombo lava
Rangahy no mitrerina ka hay mamo lava
Ha ka tsy izany moa?
Marina any izany
Hoay e le roapa
Hihinana azy aho izao
Gebageba , Hihinana azy aho izao x3

I e e e e, I e e e, I e e e
I e e e e e e Lalao ny any e!
Imerina atsimo no Imerin'Imady
Lalao ny any e!
Na mino na tsy mino ianao
Izaho manambady
Lalao ny any e!
Na ho any Ambohimanjaka
Na ho any Farafaty
Lalao ny any e!
Rehefa raisina ho zaka
Lasa na ho mafy a
Lalao ny any e!

Hoay e le roapa
Hihinana azy aho izao
Gebageba, Hihinana azy aho izao x3
Hany ka tsy izany va? Marina any izany x2
Ambarako aminao, atoroko aminao
Fa sandrandahy androany no ho any Ambohimandroso
Fa aza mitomany fa aho tsa ho roso
Ha ka tsy izany moa?
Marina any izany
Hoay e le roapa
Hihinana azy aho izao
Gebageba, Hihinana azy aho izao x3

I e e e e, I e e e, I e e e
I e e e e e e e Marina any izany e! e! e!
Antananarivo no vaventy trano a
Marina any izany e!
Rakitra aman’arivo, ny hanina haniny
Marina any izany e!
fa vita tetezana ny any Malaza a
Marina any izany e!
Ra’ f’ela nihetezana aza be filaza a
Marina any izany e!
Hoay e le roapa
Hihinana azy aho izao
Gebageba, Hihinana azy aho izao x3
Hany ka tsy izany va? Marina any izany x3
Ambarako aminao, atoroko aminao
Fa ny hatoka nuque, ny épaule soroka
Fa raha misy mahadiky,
Dia avia hifanoroka
Ha ka tsy izany moa?
Marina any izany
Hoay e le roapa
Hihinana azy aho izao
Gebageba, Hihinana azy aho izao x3
I e e e e, I e e e, I e e e
I e e e e e e Lalao ny any e e e e e e e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Terak'i Fisakana
Vangy : 2623
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nanando48
Daty : 24/11/2018 11:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1473