TSY MAHANTRA INTSONY (TDL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atahorana intsony
Ny fiainanao hiakatra ambony
Ny hoavinao rehetra dia assuré
Jesosy efa manomana be

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao

Tsy misy atahorana akory
Ny ampitso tsy tazana intsony
Ny hoavinao rehetra dia mamiratra be
Jesosy efa manomana be

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao

E! ny miaraka Aminy é
Mbola hafa ny miaraka Aminy

Tsy mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TDL
Vangy : 2795
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 05/11/2018 20:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1146