Tsy hanan-java mahory aho (TDL (True Direction Life))

1- (Mitazana ahy foana isan'andro,
ireo fahavalo mba ho potika
Dia zarany aza misy olana ny fiainako ihomehezana
sy handatsa ahy avy eo
Fifaliana ho azy fitahiana ho azy
raha izaho no potraka
Nefa tsy fantany fa tsy hanan-java mahory aho) x2

    Ref: (Tsy fantany nga?
           F'efa misy anjely manodidina ahy
           Andriamanitry ny lanitra avo indrindra e!
           No misahirana manara-maso ahy
           Tsy fantany nga?
           Fa JeTsiky dia ampyhovah mihintsy no miandry ahy
           Ka na inona zava-mitranga
          Tsy hanan-java mahory aho) x2

2- Mitazana ahy foana isan'andro,
ireo fahavalo mba ho potika
Mifaly amin'ny fahavoazako izy
Raha sendra aretina sy olana kely aho
Fiadanana ho azy fahasambarana ho azy
Raha izaho no potraka
Nefa tsy fantany fa tsy hanan-java mahory aho

    Ref: …

(Ka na inona zava-mitranga
Tsy hanan-java mahory aho) x2
N’inona n’inona hitranga e
(Tsy hanan-java mahory aho) x3

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TDL (True Direction Life)
Mpamaky : 4526
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoson.laingo
Tamin'ny : 01/06/2016 23:14:19
ID : 8575