hafatry ny lanitra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

Imprimer Facebook Facebook
Hafatry ny lanitra no ambarany
Ampitondraina ireo tanora mba henoy ange !
Ianareo Raolombelona raha miala ety an-tany
Miomana fa hiakatra

Any an-danitra no misy ilay Tanana soa
Ranomaso dia tavela ety an-tany Tsiky dia ampyety
Hirahira mifamaly no manao sesilany
Izany re no fiainana any e !
Any an-danitra

Dieny mbola tsy nipaika ilay ora farany
Raha mbola misy ny fotoana hibebahana
Aza dia variana loatra fa amboary dieny izao
Izato lalana hiankarana

Hametraka hevitra

Midira aloha
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Mpamaky : 2656
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 28/10/2002 15:44:48
ID : 1199

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo