aoreno mafy tsara (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Mpamaky : 2675
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 23/10/2002 14:13:15
ID : 1181

Imprimer Facebook Facebook
Aoreno mafy tsara ny Finoana
Eo am-pototry ny hazo fijaliana
Jesosy Kristy tsy miova  , hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria

Iriko loatra e ! Jeso ny ho tahaka anao
Fa ny hoe hivadika dia sanatria
Fa ianao Jeso tsy miova hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria

Raha izao tontolo izao tsy mahavonjy
Ny fanahy sy ny fo izay milonjy
Fa ianao Jeso tsy miova hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria

Ray sy Reny, Zoky, Zandry, Havana
Samy mety mbola hanadino anao o !
Jesosy Kristy tsy miova  , hatramin’ny anio
Omaly , anio, mandrakizay doria

TCR (Tarika Christophe Ratrema)
tononkira.serasera.org

Aoreno mafy tsara

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo