BARAKA (Tarika)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Tarika
Mpamaky : 1801
Nampidirin'i : Rasera
Tamin'ny : 28/11/2001 14:22:21
ID : 390

Imprimer Facebook Facebook

Ento mora ny fihetsikao
Fa izaho tsy nangalatra vadinao (2)

Miv 2
Tandremo tsara ny vavanao
Fa izaho tsy nangalatra vadinao (2)

Miv 2
Aza manala baraka ianao
Fa izaho tsy nangalatra vadinao
Eny e! Eny e!

Miv 2
Diso be ny fihevitrao
Fa izaho tsy nangalatra ny vadinao
Eny e! Eny e!

Fahasarotam-piaro diso tafahoatra
Mampisara-bady e!(4)

Ento mora ny fihetsikatononkira.serasera.orgo
Tandremo tsara ny vavanao
Aza manala baraka ianao
Fa izaho tsy nangalatra vadinao
Diso be ny fihevitrao
Raha tena tiako ny vadinao
dia efa nentiko  nandeha tsy hitanao
Manana vady izay tiako aho
Ka izaho tsy hikitika ny vadinao
Fa io ny anao !!

Raha tena tiako ny vadinao
Dia nentiko nandeha tsy hitanao
Eny e!Eny e! (2)

Manana vady tiako aho
Fa izaho tsy hikitika vadinao
Eny e! Eny e! (2)

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo