TARA LOATRA ( TARIKA TSINJO)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TARIKA TSINJO
Mpamaky : 1736
Nampidirin'i : MARC
Tamin'ny : 30/01/2005 05:31:01
ID : 2914

Imprimer Facebook Facebook
Hay ve ianao dia tia ahy ihany eh
Fa nokoboninao izany eh, ho anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry ho tiavinao
Niangavy nitalaho zah
Nefa nodianao fanina aho

   Nefa izao dia tara loatra ilay valinteny, niandrasako hatry ny elabe
    Ny fitiavako efa nandehandeha(nandende)
     Efa lasan’olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh
      Ala tsiny sisa azo atao

Izao no mba anatro aminao eh
Raha toa ka tia anao ilay tia
Dia araraoty izany
Fa ny fitiavana, dia iainana isan’andro eh
Izy io toy ny masoandro eh
Mamiratra na manjombona

            TSINJO 2005

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo