Vavaky ny reraka (Tarika Ny Hasim-piderana)



1. Asandratro anio ny lohako, akariko ny fijeriko
Hibanjina iny habakabaka
Midadasika (tsy hita faritra)
Ao no misy Anao

Ray ô (Ray ô)
Raha sitrakao (Raha sitrakao)
Mba omeo (ometononkira.serasera.orgo hery aho)
Mitalaho (Ry Tompo ô)
Fa reraka ny fanahiko
Torovan-tsento ny fiainako e

2. Sasatr’asa izany tenako
Mila hilofika ny fijeriko
Tsy mamindra intsony koa fa reraka
Mety tsy ho haiko ny marainako e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Mpamaky : 153
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 07/05/2018 10:44:13
ID : 10591

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo