Mahereza (Tarika Ny Hasim-piderana)

MAHEREZA

1. Jesosy Tompo lay fototra soa
Tena voaloboka tsara tokoa
Aoka Ianao mba hisampana re
Sady hamokatra be

O mahereza re (O mahereza re)
F’izao hanome (hery sy tanjaka)
Hery sy tanjaka finoana
tononkira.serasera.orgHandresy izao tontolo izao

2. O ry tanora ‘zay vory eto anio
Aza variana amin’ity tany ity
Fa fandalovana ihany ny ety
O mahereza re

3. O mahereza, o mahereza
Ry miaramila mpiatafika o
Fa ny fiakarana dia mideza
O mahereza re

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Mpamaky : 66
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 05/05/2018 12:34:09
ID : 10583

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo