Kalvary (Tarika Ny Hasim-piderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mba nijaly loatra Ianao ‘lay Jesoa Tompo lehibe
Navela irery ory irery tao Kalvary
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry fatratra
Kanefa re niaritra reo kapoka

(×2) Ireny rehetra ireny anie nataonao mba ho ahy
Fa nijaly Ianao noho ny amiko

2. Tompo be herim-po nisolo voina ahy tokoa
Nanaiky mba ho avotra noho ny otako
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry fatratra
Kanefa re niaritra reo kapoka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Vangy : 1839
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 25/05/2018 11:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943