Atolotro (Tarika Ny Hasim-piderana)



1. Atolotro Andriamanitra ô
Ho Anao izao, mba ho eo an-tananao
Ny fiainako izao anio izao
Apetrako mba ho Anao ry Ray

Ho Anao anio sy ho rahampitso koa
Ho Anao anio tsy ho hisy ho tanako
Ho Anao anitononkira.serasera.orgo sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho Anao ry Ray

2. E fantatrao fa sarotra ny dia (sarotra ny dia)
Izany indrindra no ilako Anao izao (ilako Anao)
Avia ry Ray, avia ka manampia (ou ou)
Ny fiainako rehetra omeko Anao (omeko Anao)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Mpamaky : 219
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 07/05/2018 10:44:33
ID : 10592

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo