Andao zalahy (Tarika Ny Hasim-piderana)



Andao zalahy, andao isika hivavaka e
Hiaraka hidera ilay Mpamonjy
Jesoa no Andriamanitra e

1. Hiadana isika, ho sambatra ho tafita e
Hipody an-ttononkira.serasera.orgranon-dRay, dia handry fahizay e
Jesoa no Andriamanitra e

2. Hifaly izaho sy ianao, hisantatra sahady e
‘Lay fiainam-baovao, hitsahatra ny ady e
Jesoa no Andriamanitra e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Mpamaky : 211
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 07/05/2018 09:32:53
ID : 10588

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo