Malagasy (Tarika Mivazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malagasy

Malagasy va ianao
Malagasy isika izao re
Malagasy Ray sy Reny
Malagasy ka tsy mba ho very

Alaviro ary ny korotana
Ny fihavana no hany vahaolana
Io no lova hatrizay
vaingan-kery iray mampifandray

Ref: nosy maintso i Gasikara
no mirakitra tantara
Ikohizana eran-tany
ireo hareny tsy mety ho lany

Malagasy ary isika
malagasy mampitsiriritra ô
na ny eto na ny any ampita
malagasy tsy mba ho ritra

Fa ankehitriny kosa ô
ny fihavanana toa mihaosa
moa ianao va malagasy
aoka alahala izay ratsy

Ref: ... ...

instrument

Ry mpitondra firenena
ny hoavy re jerena ê
aoka re mba hisandratra ambony
gasikara ô aoka re mba hitony

Ref... ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Mivazo
Vangy : 986
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tarikamivazo
Daty : 23/03/2019 10:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719