You are here: home > Tononkira > tarika hirak'i jesoa

Molia (tarika hirak'i jesoa)

key La
Aia ty lala izay ombanao, aia?
Aia?fa ny Ray no mikaiky anao, molia
Aza variana amin'ny rendrarendra mandalo ô
Aia? fa mikaiky ilay baba iray be fitia

Mandalo ny eto an-tany ary koa manampetra
Mandalo miserana re,ka avia,avia mba molia
Miverena,miverena ao antranon'ny Ray
Fa ho sambatra ianao ô,hiadTsiky dia ampyana indray

'ty lala-mazava ity no hizoranao ô!
Jesosy ilay fahazavana no arahinao ô!
aza variana amin'ny rendrarendra mandalo ô
Aia?fa mikaiky ilay baba iray be fitia

Mandalo ny eto an-tany ary koa manampetra
Mandalo miserana re,ka avia,avia mba molia
Miverena,miverena ao antranon'ny Ray
Fa ho sambatra ianao ô,hiadana indray




Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : tarika hirak'i jesoa
Mpamaky : 325
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rianfeli
Tamin'ny : 27/09/2017 09:01:01
ID : 10021

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo