Ho anao (tarika hirak'i jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho an'ilay mipetraka eo
Ambonin'ny seza fiandrianana
Ny dera sy laza,ny voninahitra
ho anao,mandrakizay.

Ianao no mpanjaka!Tomponay
Ianao no mpamonjy,anay
Saotra,dera laza,ho anao,ho anao

ho anao ny dera sy laza a!!(ôôôô)
ho anao ny dera sy laza a!(ôôôô)
ho anao ny dera sy laza a!!!

ho an'ilay....
ianao no mpanjaka....
ho anao ny dera sy laza a.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : tarika hirak'i jesoa
Vangy : 1236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rianfeli
Daty : 27/09/2017 08:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727