TORIO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

Ô! Mifohaza ny mbola matory
Fa fotoana izao
Ndeha mitsangàna mitoria ny teny
Ny Tompo hanazava anao

Ambarao ombieny fa Jesoa
Tsy manavaka
Ilazao ny rehetra f'Izy
No fitiavana

Aza miandry ampitso lava iztononkira.serasera.orgao
Fa tsy fantatrao
ny hahavelomanao
Koa Ilaina ianao
ho fahazavana mamiratra
Mba ho taratry ny olona
fa mitoryy ianao

Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Koa tandremo ianao
TSY HO MENATRA
Fa ianao
NO TARAFINA
Fa ianao
NO TARAFINA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 200
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : faliherijaona17
Tamin'ny : 08/08/2017 22:32:35
ID : 9842

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo