Miverena (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(SOLO)and 1-Marobe tokoa
Ny olana manjo
Ny olombelona eto an-tany
Tsy iray tsy roa
Mahakivy koa izao
Fiainana eto izao
Koa handeha hitady
Fianan-tsambatra vaovao

(TRIO) Koa mibeba ré, ka miverena eh! Izao anio izao ,
Mba hamonoana e; ny haratsianao
Hoavy ny ora e, sy ny fotoana na oviana
Hiverenan'ny Tompo ao ariana ah!

Refrain: Koa'ndeha hiara-dia hanatona an'i Kristy
Ianao Manolo tena ah! No tiany ho vonjena ah
Ilaozy izao syizao fandrao hanimba anao
Koa miverena modia fa miandry Tompo tia

(DUO)and 2-Ny fianantsika izao,
Natao hiserana ah!
Misy fiainana any aoriana
Tsy ferana ah!
Koa lefero amin'izay
Izay sitrapo natao
Koa andeha hitady
Fiainan-tsambatra vaovao

(TRIO) Koa mibeba ré, ka miverena eh! Izao anio izao ,
Mba hamonoana e; ny haratsianao
Hoavy ny ora e, sy ny fotoana na oviana
Hiverenan'ny Tompo ao ariana ah!

Refrain: Koa'ndeha hiara-dia hanatona an'i Kristy
Ianao Manolo tena ah! No tiany ho vonjena ah
Ilaozy izao syizao fandrao hanimba anao
Koa miverena modia fa miandry Tompo tia

(TRIO) Koa mibeba ré, ka miverena eh! Izao anio izao ,
Mba hamonoana e; ny haratsianao
Hoavy ny ora e, sy ny fotoana na oviana
Hiverenan'ny Tompo ao ariana ah!
Refrain: Koa'ndeha hiara-dia hanatona an'i Kristy
. . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .. . . . . ..
. . . . . . . . . . . . . . . . . . . .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Vangy : 1153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rukbat16
Daty : 26/01/2015 18:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722