HIRAN’NY LANITRA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

1.-Hira ka hira ny hiran’ny lanitra
Mamelombelona ny aty fanahiko
Na ny fiainako feno ny hanitra
Hanitry ny hira mankao ao anatiko

Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona

Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atTsiky dia ampyao rehareha

2.-Hira mahery ny hiran’ny lanitra
Na ny eto an-tany na koa any an-danitra
Miara-manandratra ny hira HOSANA
Miara-miredona hoe HALELOIA

Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona

Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 240
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : faliherijaona17
Tamin'ny : 08/08/2017 22:31:56
ID : 9844

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo