Hianao fahendrena (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

1- Hianao fahendrena,
Ao am-po tsy terena
Madio fo, mora koa
Tia ny fanaovan-tsoa
Feno fanetren-tena
Tsy mba misora-tena
Na aiza no  aleha
Tsy mba mirehareha

Mahery ny fitiavany
Mora fo sy mora fanahy
Mitsinjo no fiainany
Manasoa tsy amin’ahiahy

Ho anao ‘zay hanovo fahendrena
Ho anao ny hadalana izao resena
Raiso anio Jesoa tomTsiky dia ampypom-pamonjena

2-  Maro no mahalala
Fa hianao fahendrena
Manova ny olona
Ho amin’ny famonjena
Tsisy tombo sy hala
Nefa koa raha jerena
Antoka manala
Ny ota tsy hay fefena

Mahery ny fitiavany
Mora fo sy mora fanahy
Mitsinjo no fiainany
Manasoa tsy amin’ahiahy

Ho anao ‘zay hanovo fahendrena
Ho anao ny hadalana izao resena
Raiso anio Jesoa tompom-pamonjena

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 29
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : faliherijaona17
Tamin'ny : 08/08/2017 20:38:45
ID : 9826

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo