Harena eto an-tany sa any an-danitra any (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

O ry tany rehetra mba henoy izao
F'efa akaiky ny fitsarana anao
Koa mivonona fa ho avy ny Tompo
Ka andeha hibebaka sy hanompo

FIV: KoaTsiky dia ampy amin'izany ary hatsaharo ny ratsy
       Fa ny valin'ny ota mavesatra
       Tsy tanty koa, Aza miharyharena eto an-tany
       Fa mba tsinjovy ny any an-danitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 340
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rukbat16
Tamin'ny : 26/01/2015 17:52:03
ID : 7104

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo