ANDEHA RE HIVAVAKA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

1-Raha Andriamanitra
Ilay avo indrindra
(No) Momba antsika
Iza kosa no hiady
sahy hanohitra?

Raha Andriamanitra
Ilay avo indrindra
(No) Momba antsika
Iza kosa no hiady
sahy hanohitra?

Izay tsy niaro ny zanany lahy
fa nomeny antsika
Moa tsy maimaim-poana va
ny zava-drehetra?

Izay tsy niaro ny zanany lahy
fa nomeny antsika
Moa tsy maimaim-poana va
ny zava-drehetra?

Inona moa
inona moa no soa azonao
Tsisy Jesoa?
Fiainana ve
sa fifaliana mety ho
Tsisy Jesoa?

Nefa kosa
nefa raha mino ianao
an'i Jesoa
Lapa soa
lapa soa no hiantrano anao

Andeha re
andeha re hivavaka!
Sao sondriana
latsaka andavaka
Hiaino
ny finoana anananao
Fa Jesoa
ntononkira.serasera.orgo hampahiratra ny masonao

2 -Iza no hahasaraka
antsika amin'ny
fitiavan'i Kristy
Fahoriana ve sa
fanenjehana?

Iza no hahasaraka
antsika amin'ny
fitiavan'i Kristy
Fahoriana ve sa
fanenjehana?

Fa raha mpanompon'ny
Tompo tokoa
ka manara-dia Azy
Tsy mba havelany irery
fa ho avahany

Fa raha mpanompon'ny
Tompo tokoa
ka manara-dia Azy
Tsy mba havelany irery
fa ho avahany

Inona moa
inona moa no soa azonao
Tsisy Jesoa?
Fiainana ve
sa fifaliana mety ho
Tsisy Jesoa?

Nefa kosa
nefa raha mino ianao
an'i Jesoa
Lapa soa
lapa soa no hiantrano anao

Andeha re
andeha re hivavaka!
Sao sondriana
latsaka andavaka
Hiaino
ny finoana anananao
Fa Jesoa
no hampahiratra ny masonao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Mpamaky : 174
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : faliher
Tamin'ny : 27/02/2017 08:53:22
ID : 9204

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo