You are here: home > Tononkira > Tanora Masina Itaosy

Mamela ny nosinay (Tanora Masina Itaosy)

Ie!!.............

Misedra olana ity  nosy malalanay ity
Mangataka aminao ‘zahay Kristy
Vahao re ny olana , esory ireo fatorana
‘zay mbola manefitra anay hiray aminao

Anao anie ity Madagasikara ity Jesosy ô!
Miangavy anao re izahay, vonjeo re Ry Ray

Ou ou ou!
Ampio ‘zahay
Ou ou ou!
Vonjeo re ry Ray

Fa miaina ao anain’ny sarotra sy ny fijaliana
Jereo f’efa reraky ny ady sy fahoriana izahay
Manjaka tokoa ny asan’i satana sy ny haratsiana
Koa mifona re mamela ity nosinay

Misedra olana ity  nosy malalanay ity
Mantononkira.serasera.orggataka aminao ‘zahay Kristy
Vahao re ny olana , esory ireo fatorana
‘zay mbola manefitra anay hiray aminao

Anao anie ity Madagasikara ity Jesosy ô!
Miangavy anao re izahay, Vonjeo re Ry Ray

Ou ou ou!
Ampio ‘zahay
Ou ou ou!
Vonjeo re ry Ray

Fa miaina ao anain’ny sarotra sy ny fijaliana
Jereo f’efa reraky ny ady sy fahoriana izahay
Manjaka tokoa ny asan’i satana sy ny haratsiana
Ko mifona re Mamela ity nosinay

Ou ou ou!
Ampio ‘zahay
Ou ou ou!
Vonjeo re ry Ray
Ou ou ou!
Ampio ‘zahay
Ou ou ou!
Vonjeo re ry Ray

Mamela ..
Ny Nosinay...

Hevitra mandeha

asafaworsh (12/03/2015 06:54:41)

Mivavaha ho an'ny Nosina (Asafa af)

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Mpamaky : 13788
Mpakafy : 6 Ankafizo
Nampidirin'i : asafaworsh
Tamin'ny : 12/03/2015 10:45:55
ID : 7281

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo