Mihainoa ny fivavako (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô !
Valio ny fitarainako, mba henoy aho
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko

Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Mitady Anao fatratra aho, anaty aizina
Mba hazavao ny tavanao
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Aza manary ahy Ianao fa mamindrà fo
Amen
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl ( 01/07/2017 14:16)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa
Vangy : 1162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rdinakely
Daty : 28/06/2017 22:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0947