Mamindrà fo (Salamo 51) (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)

Mamindrà fo amiko Andriamanitra ô
Araka ny haben'ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao,
Vonoy re ny fahadisoako

Satononkira.serasera.orgsao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy mba ho afa-pahotàna
Fa tsaroako, Raiko ô !
Ireo fahadisoana rehetra izay vitako
Ka mamelà ny heloko Ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa
Mpamaky : 238
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : dinarakotonirina
Tamin'ny : 21/03/2017 00:06:27
ID : 9249

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo