Aza Laitsa (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa)

1-  Jehovah e raona namela-tagnana
      Mandritra ny andro lazain’iIsaia
      Tsa misy e fotoagna tsa andinihany
      Ny hahasoa anao ro vinavinany
                 Ref1- Ka aza laitsa loatsa agnao
                          Fa nge ho negninao
                          Ny Tompo anie mamalavala
                          Tsa mahafoa anao  
2- Jesosy animoa tsa mahafoa anao
    Ka nagnome antsika ny FiTsiky dia ampytiavany
    Ny Rany e nafoa mba hividianana
    Ny Edena vaovao mba ho lovainao
                Ref2-  Tsa mba misy andrazo andrazo
                           Ny amin’Azy        
                           Ny taoraha avilay
                           Sy Alahady
3-Ko atsika roa raona ny safidy
   Ny mamy ve ro tianao moa ny mangidy
   Ny mamy e tsa ina fa PARADISIA
   Fa Helo Afo lehe vona maditsa
                 Ref1+Ref2

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana (TMTS) Fianarantsoa
Mpamaky : 1616
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 18/07/2007 15:03:42
ID : 4578

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo