Tano mafy (Tanora in Faith)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra aza ny lalana mankany
Mankany an-danitra any
Na fisedrana tsy maintsy ho lalovako
Tsy ahasakana ahy tsy ho any

F'izaho handroso foana
N'inona manoloana
Tompo o tsy hiemotra aho
Fa hanaraka Anao

Ref: Tano mafy aho Tompo
Tehirizo aho ho Anao, mandrakizay
Azony ny tanako
Raiso ny fiainako ho Anao
Ho Anao irery aho Tompo o

A/C : Isaia RABEARINTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora in Faith
Vangy : 10569
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Infaith
Daty : 16/01/2017 17:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0699