Ampianaro (Tanora in Faith)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho Tompo o anio
Hanao izay sitram-ponao
Ampianaro aho Tompo o ahitsio
Hahay hiaina araka izay Tianao

Ref: Ampianaro aho (x4)

Ampianaro aho Tompo o
Tefeo ny foko
Ampianaro aho Tompo o
Mba ahalala Anao

A/C : Isaia RABEARINTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora in Faith
Vangy : 1802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Infaith
Daty : 16/01/2017 18:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0919