TSY FOIKO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA
Mpamaky : 664
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 18/08/2010 10:41:02
ID : 5913

Sambatra aho ry Tompoko
Manana Anao mpanavotro
Tsy hohadinoiko izay vitanao
Raiso ny foko honenanao
'Reo fahotàna nahazatra ahy teo
Indro ry Tompo hafoiko hatreo
Fa nanantena hiadana am-po
Nefa izy ireny tsy nahasoa

N'iza ho sahy hampientana ny fo
Hisarika ahy hankamamy ny taloha
Izay tsara ivelany saingy tsy erany
Tsy azo antoka ny faharetany
Na mafy aza ny zioga anjarako
Na voninahitra, laza, harena koa
Tsy hamoizako Anao sy tsy hatakaloko
Ny halehiben'ny fahasoavanao Jesoa

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo