NDEHA MBA ZARAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA
Mpamaky : 613
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 18/08/2010 10:32:23
ID : 5906

Ao aminao misy lovasoa miafina
Ao anatina misy harena lehibe tokoa
Ireo talenta nomeny anao:
Herin-tsaina sy ny hery koa;
Ampiasao f'aza avelanao ho lo...

Ao aminao misy anjara soa voatokana
Ao anatinao fitahiana lehibe tokoa
Ireo harena nomeny anao
Tanjaka sy ny herim-po
Ampiasao hanaovan-tsoa ho an'i Jesoa...

Ndeha mba zarao izay rehetra soa efa azonao
Dia mba hitondrao ireo zay tsy mba manana
Fa ahita fiadanana sy hafaliana tokoa ianao
Fa nahefa ireo adidy anjaranao.....

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo