LEHIBE NY TOMPONAY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAMpamaky : 713
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 05/04/2011 12:26:58
ID : 6002 Lehibe ny Tomponay ka ankalazainay
Fiderana mandrakizay no indro asandratray
Ny lanitra seza fiandriananao
Ny tany koa toeran-tongotrao
Zay mampiseho fa Lehibe Ianao
Manaiky Anao zao rehetra izao
Derainay mandrakizay Ny Anaranao ry Jehovah ô
Maminay indrindra ny midera Anao
Asandratray ho Anao Zao fiderana izao
Raiso ankasitraho fa avy amin’ny fonay
Fiderana avy ao am-po
Natokana ho Anao tokoa
Maharitra mandrakizay ny fideran’Anao
Fa Lehibe Ianao




