ISAORANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA
Mpamaky : 641
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 08/03/2011 15:57:15
ID : 5993

Imprimer Facebook Facebook
Isaorana anie Ianao ry Jesoa ô (Tomponay)
Fa notahianao izahay ka tratra izay anio izao (ô izahay)
Fa lehibe tokoa ny Tomponay, noho ny indrafonao taminay
Ka natolotrao ho anay ilay rà sarobidinao (Jesosy ô)

Eny saotra no atolotray
Ry Jesosy Tompo mpanavotra
Noho ireo fitahiana maro sy ny fahasoavana
Izay narotsakao ho anay
Ka mba raiso re ny fideràna izay atolotray
Ho mariky ny fankasitrahana

Fa lehibe tokoa Jesoa
Ny indrafonao taminay
Ka natolotrao ho anay ilay ranao soa
Izay narotsakao ho anay
Ka mba raiso re ny fideràna izay atolotray
Ho mariky ny fankasitrahana

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo