FIFALIANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAMpamaky : 757
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 11/08/2010 10:32:47
ID : 5898 Misy hafaliana iray manova fiainana sady maharitra
Izay fifaliana izay no mampitraka ahy ho miramirana
Tsy mifidy izay fotoana isehoana izy sady tsy manavakavaka
Raha midera ianao dia indro mitoetra izy, izay ilay fifaliana miavaka
Jesoa, ilay fifaliana mahatretrika, mitondra aina vao
Tsy mba malaina koa na mitolefika izay mifaly Aminao
Fa mihoatra lavitra sy tena lafatra raha miova fo ianao
Ny ao an-danitra izay efa santatra miara-paly izao!!




