Zaraiko tsotra (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tann Faya :
Zay milay no asiko sira,
Fafimpiainana ataoko hira,
Mandam' tsotra, miaina ny ahy de 'zay,
Ty' vazo nataoko handrotsy, hampety 'zay retra atao,
Hoanao, andao yeah!

Pit Léo :
Aza manalavitra fa manantona fa 'zay, hizara Love,
hizara Peace ho anao io [Ho anao io]
Hirahira tsara, ianao mety ho tara ...

Tann Faya :
Yeuh, zay milay re ry Ikaky sy ry Ikala ifampizarao fa ts' tia tena, [Tsy tia tena],
Tena 'zay no izy,
Refa ravo enao de faly ah',
Ra mijaly enao de jaly ah',
Fa ny enta-mavesatra tsisy io raha miara-misalahy!

Pit Léo :
Peace, oan' ny namana nanosika anay atr@zay,
Love, oan' ny Fianakams tsy niala mintsy, tsy nanary anay,
Zarao ny hafaliana, omeo tsikitsiky f' aza avela ho tezitezitra 'zay tsy ampy an' zany,
Fa mila mifanampy, f' aza mandeha rery,
Ovay tsiky ny tomany,

Tann Faya :
Samy Peace 'nge ry Man de hilam' ny tany 'ndray andro any! [Ndray andro any]
Samy Peace 'nge ry Gyal de ilam' ny tany tsisy tomany! [Tsisy tomany]
Ra ny tiko 'nge ry Man mba ilam' ny tany tsisy tomany, tsisy tomany!
Ra ny tiko ne ry Gyal, ra ny tiko 'nge ry Gyal, tsy hisy tomany!
Ra ny tiko 'nge ry Man ...


Tann Faya sy Pit Léo ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 1736
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/01/2015 00:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1814