Za love izy (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ra mbola teny ny teny!
Ka mbola tany ny tany!
Ra mbola touny ny touny, d' ialeo anafatra iany!
Fa tena tiko 'nge iny!
Iza no tsy alala anzany!
Nareo ndray ve no vahiny!
Mody mitapy amzany??!

Fa iny iany,
No hany fanafody
Mampitouny saina anah' matonga anah te hody, oay!
Marina nge zany eeh!
Izy anjeliko hita maso f' aza manontany eeh!

Ahodino ary ny maso de,
Aza be fijery f' efa lasako ny tsara eeh! [Tsara eeh]
Nahazo azy aho nahazo de!
Miaraka aminy ah' lasa mba te hameno tany eeh! [Tany e]
Na iodina havia,
Havanana ah' de izy iany ny ahy!
Ra misy mba tiko tantanana de tànany ny ahy!

Ref : Za Love aah', za Love izy ...

Fa ela niriko,
Olombao ah' misy anazy!
Hafakely miova atr@ life vo misy azy eeh!
Fa naita azy anie aho,
Ankohonana no any antsaiko sanatria ra lalao!

Niova fo mintsy ah' ry bandy e!
Faniriko ny ah' ny ho anilan' io mandrapapafaty oa!
Mba etsy babeko e!
Fa pisokely ra manary an' iny ah efa gegy e!

Ye, Feno fti, lavitra nofa!
Mandamina le fiainako iny zary ekeko lotra,
Zanahary za misotra,
Anao napisy anazy, misy anazy ah' feno love!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 4570
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/02/2016 23:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2061