Soa aho fa lehilahy. (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Soa fa lehilahy dia Ambanidia ny tanàna,
Fa ra tsy zany efa nijoro à Tsaralalàna!
Jalouses ny copines!
Contents 'reo akama oe sipa iny manidina sady iny malama. [x2]
Fa ra za ny Vehivavy mety oe maditra kely!
Ny anaty devoly fa ny ivelany anjely!
De iza mou ny hahalala na mety ho lasa makorely!??
Na koa 12 taona nitaiza zazakely??!
Anontanio an' i Pôly hametaka ny lakaoly!

Fa raha za ny Vehivavy, ianareo nanisy daoly!
Na mahia na matavy,
Na toakalahy, mpanamôly, efa oe tsy mifidy f' nareo oa tiko daoly!

Bridge :
De isanandro misolo, misolo lelah'!
Ny an' ny olona 10, 20 ny anah'!
Anah' ny tontolo, na Gasy na Vazaha!
Fa ça n' arrive qu' aux autres 'nge oa zany Sida! [x2]

Refrain : ...

Isaorako ny Avo nanao le mety aminah'!
Nataony Lelah', nantsoina Tann Faya!
Fa ra za ny Vehivavy angamba mety hoe foza,
Fozakely be miodina adala sady mandoza!
De amle tsy miraharaha zay fikan' ny hafa!
Ny sipako @io efa mitomany lava!
Hirevy hivoaka alina de zay iany ny tanjona,
Atr@ Vazah' tsy mifora retra mila mitandrina!

Bridge : ...
Refrain : ...

Miainga dôly ny ditrako retra!
Ny hadalako io, tsy asiko fetra!
Vola de zay iany ny anaty eritreritra sô tsy kobonao fa pétasse @ ketrika!
Omena daoly izay bandy mitetika, ny Fiainana eto 'nge masoandro miletika!
Na ny vadiko aza mahazo ny fetrika, ny ah' zay tiko iany,
Zay tiko iany de f*** the rest!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 3911
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/03/2016 22:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.333