Raha Tena Tianao Izy (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro : Fa tena tinao ve izy?

Ref : Fa tena tinao ve izy?
Dia aza mba iarahana,
Fa tazoumy ho namana,
Dia zoury ny làlana!
Tsy vôtery ho tantanana,
@zay ianao tsy ho very azy! [x2]

Couplet 1 :
Ye, Fa mpinamana ianareo de!
Hiaraka ianareo de!
Mpifankatia avy eo de!

Mifampaka lagy avy eo de!
Mifandratrandratra fo de!
De rava ny anareo de ...

Tsy aleo miaritra mijery azy mitsiky eny antratran' olona 'nefa enao io sakaiza tiny eny iany,
Amin' ny Fitiavana 'ndraindray mila mikipy,
Fa io tsy ho forcéna avy eo aoriana samy kivy!

Ref : ...

Break : Fa tena tinao ve izy ...

Couplet 2 :
Hey, tsindrio ary ny fo de!
Avelao izy iaraka @zay mety ho tiny any eeh'!
Amboaro ary ny loha de!
Tsy aleonao ve namana toizay ho lasa Fahavalo eeh'??!

Fa,
Tsara 'nge oa le mpinamana!
Tsy vôtery ho mpisipa vô afaka manao zavatra miaraka!
Am' zay kou' lavitra sampanana,
Toy izay oe hisipa nefa ao aoriana mbola hisaraka!

Ref : ...

Outro : Yeah'! Siora,
Mety oe milay ra oatra oe miaraka fa tss'!
Miaraka anefa de hisaraka de hiady de ... Shhh', tsy aleo iany mijanona ho mpinamana??! Mba voahazona ilay Fihavanana!
Mahereza eeh'! Siora!
--------
Rohy:
Hevitra
haritianam15 ( 02/12/2016 10:35)
milay lets ra tann a!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 14564
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : peyz
Daty : 06/01/2016 09:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2033