You are here: home > Tononkira > Tann Faya

Ianao (Tann Faya)

Intro : ...
Ianao io!
Ho enjehiko foana na dia tsy miraharaha! [Na tsy mirarah']
Enao io!
Anariako lamba na dia tsy mirarah'! [Na tsy mirarah']
F' inao io!
Fa n' aiza ho alehanao io 'nde oany ah'! 'Zah' te oany ah'!
F' enao io!
Tsy ananako maro matoa ah' mirarah'! [Matoa 'zah' mirarah']
Na lavitra 'zah' tsy mifezaka f' any aminao io ho tongako ihany iii!
Na lanitra avo ry kala fa rehefa eo anilanao takatro ihany!
Adala aminao hoy ah' 'zah' kiala ...!
Ity foko foiko oanao!!!

REFRAIN : ...
MatoTsiky dia ampya za mitaky 'llay fonao io maty aminao f' aza avela ah'!
Mba te ifameno aminao f' efa resy aminao manantena!
Anilanao irery ry tiana le aiko matsapa ny edena!
O kiala!
Kiala aah'!
Naniry anao hatrin' ny ela!
Mila anao toa zaza mena ah'!
Fa kanto enao tsy afa-bela aaaaaaaminaaaao ahhh'! Kala!

Bridge :
Ra niova ny amiko de noho ny fahitako anao!
Ra niova fijery aho noho ilay!
[Noho ilay fisinao]
Zah' tsiantso an' i Masina Maria [Fa mino ah' f' ianao]
Lay tokako tsara an-tany Ooh'!

REFRAIN : ...
Bridge : ...
Outro : ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tann Faya
Mpamaky : 1652
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : J.kev Legendary
Tamin'ny : 09/03/2017 18:24:50
ID : 9222

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo