Fo nandra (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa niaraka 'zahay ny omaly
Nisaraka sahady ny ampitso
F' iny ny adalako ihany ny niantso ilay fozakely iny hoe piso
Izy tsy adala ry zama fa ny ahy fo nandra ka aleo zah no diso
Ny ahy efa fantatro ihany kanefa nidirako na dia masiso!
Izy toa tsapako faly
Fa zah 'ty jaly e
Izy toa tsapako ravo!
Kanefa ny foko ny aty marary
Mba leo ihany ilay antony itiavako azy ahy
Nefa raha lavitra azy handraiky manavy ahy
Manavy,
Ny ahy Fo Nandra

Ny ahy Fo Nandra
Ny ahy Fo Nandra ...
Zah efa mainty vilany
Fa mbola tia ihany, fa mbola tia ihany
Za efa mihinan' ny fatiko
Niaritra eo ihany, fa niaritra eo ihany

'Lay tena olana zah dia matoky 'zay rehetra miteny hoe tia ahy
Ary zah tena mandray ary mino ny hoe handao ahy sanatria
Hoentin'ny avia ry mino aho
Nihodina havanana, nino aho
Nataoko daholo 'zay tiany ho'aho
'Zay zavatra tsy mba nampino ahy
Dia nino aho
Dia nino aho
Satria Fo Nandra ny ahy
Satria ny Fo Nandra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 2967
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/07/2017 10:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716