You are here: home > Tononkira > Tann Faya

Fitia mifamaly (Tann Faya)

Miaraka 'nefa tô mifanalika!
Oataoko mazava be mintsy ry sipa!
Fa ny havana iany no tsy azo soloina!
Dia tokana iany ny Tompo tompoina!
Aoka azava!
Aoka azava eeh'!

Refrain :
Fa ra tsy ho faly eo tena,
Allé mamono tena!
Tiavo aho dia jereo fa tena ho tiaviko ianao io!
Zay ary eeh'!
Zay ny ah' eeh'! [x2]

Enao ratsy toetra dia za ratsy tôtra!
D' enao haprafy za ko haprafy!
F' ti mifamaly ny anaran' izany!
Tsika samy tononkira.serasera.orgnandra matoa samy miafy!
Eny ary!
Eny ary!
Enao hampiravo dia za hampifaly!
Enao hampijaly, za kou' 'nge mahay!
Enao hitabataba, za topon' ny tata!
Enao hampitsiky dia za ko tsy banga!
Eny ary eeh'!

Refrain : ...

Ny vorona samy manidina saingy tsy maintsy hipe-tany eeh'!
Ndao alavirina 'ngidy noho 'zany asio fanajana eeh'!
Fa refa f'ti mifamaly 'nge oa tsisy olana 'zany eeh'!
Tiavo tsara ah' dia ho tiaviko enao @ fo saina fanah'!

Refrain : ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tann Faya
Mpamaky : 310
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rfamonjena
Tamin'ny : 02/02/2019 16:15:59
ID : 11348

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo