Coucou (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey gentille Kiala!
Mila anao, mahita anao aho iny faly! [Falifaly eeh']
Za Damoazely aza iavonanao io aho fa reraka mijaly eeh'!
Hey, Gentille Kiala!
Ftiavako anao io miha-lehibe noho ny omaly!
Mahita anjely ah' mahita anao!
Nangy mila hilatsaka @ tany!

Matoa miaina aho Chérie!
Dia hoanao oa 'zany!
Adala aho fa be Fitia!
Fa mbola noho Ianao ihiany 'zany!

Zao za, te handihindihy miaraka @ndry!
F' Ianao sarobidy!
Fa miala,
Miala atr@ ngidy ra omenao Fitia!
F' ianao safidy!

Refrain :
Masoandro saika hoataoko sary kanefa ilay tavanao no hitako eo!
Ndraindray ah' matsiaro marary raha sendra ady kely tsy ho vitako!
Fa tiko Ianao ho silako ooo!
F' enao io ilay ho avy,
Mamiratra anie ho ahy!
Kiala aah', lavitra anao io mety hangidy na fary!
Opay @ Reniko ah' ra hampijaly!
Lafatra ianao io miova hatr@ ilay sary ... Tsara! [x2]

Fa,
Nateraka hitia anao aho!
Nateraka hitantana anao!
Nateraka hamihina anao aho, mba ho antitra an-tratranao!
Nateraka handihy aminao aho!
Nateraka hitsiky ho anao!
Ndao hifamatotra 'zao de 'zao,
Raha sitrakao!

Ref : ...
Outro: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 6177
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/12/2016 21:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0933