You are here: home > Tononkira > Tann Faya

Baby (Tann Faya)

Fa masoko nijery anao lasa hira, hirahirako iny nanjary sourire!
Zafady m-délire fa life 'tsisy anao io 'ngamba laoka 'tsisy sira!
Enao ny hafaliana oahy!
Diamondrako ianao!
Malalan' ny am-poko any,
Misy anao no aina vao!
... Ianao io no hatsaràna, loharanom-pitia Ianao!
Refrain:
Anilanao iany no mahatsara ahyTsiky dia ampy io!
Fa misy anao aho tsimba manahy!
Fa fitia tonga lafatra, ny nomeko anao!
Ny homeko anao!
'Lay alina manginako iny, io mamirifiry fa misy anao toa feno tsiky!
Ambarako eto ankehitriny, nisokatra ny foko 'nefa omaly izy nikipy!
Fa mila anao za Kiala!
Fa mila anao za Gyal!
... Ianao io no hatsaràna, loharanom-pitia Ianao!
Refrain: ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tann Faya
Mpamaky : 1685
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : johndor
Tamin'ny : 24/05/2017 22:18:32
ID : 9669

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo