You are here: home > Tononkira > Tann Faya

Akoholahim-bohitra (Tann Faya)

Aiza izy 'zany mèc eeh'!
Aiza eeh'!
Ôtrany tena tsisy pasy lesy fa 'nde anenjikenjika sipa erakin' ny pistes any lou'!
Kôzy ve 'zany eeh'!
Hainao iany eeh'!?
Suuur! Hahaha!
Sa aôna uzy 'touny?
Maaande!
Hmmm, de ho atombok' elah' aiza ary le!?
Calme enao! [Tann Faya]

Ankatso, Salut!
Behoririka iny, Salut!
Ankadivato, Coucou!
Ivandry iny, Salut!
Alarobia, Salut!
Ivato iny, Salut!
Ilafy iny, Coucou!
Ambohimamory, Saluuut!
Antanimena, Salut!
Ankadifotsy, Coucou!
Mahamasina iny, Salut!
Ambanidia, Big Up! [x2]

Refrain :
Dalle Ampasika Andranonahoatra mandeha 67 dia Ambohimiandra!
Na aiza ny toerana, hanenjika sipa 'ndray lou' zao, zay 'zao ny kandrTsiky dia ampya!
O Mada, Salut!
Les Jolies, Salut!
Salopes, Allez!
Hey baby allô? [x2]

Baby iii, salut ça va?
Salut Bonjour!
Ça va ve elah'!? (x2)
Ça va ve toi?! (x2)

Ambohidroa, Salut!
Andralanitra eny! Ao ve?
Ambohibao! Ao ve?
Ialasora! Ao ve?
Faravohitra! Aiza eeh'!?
Andohalo iny! Aiza eeh'!?
Ambohijatovo! Aiza eeh'!?
Analakely! Ao ve'?!
Ankazomanga! Hum!
Andavamamba Isotry!
Ambohitsoa! Coucou!
Bisoux!

Ambohimanarina iny!
Andoharanofotsy iny!
Ambohitrarahaba iny!
Ambohidrapeto iny!
Antsay!

Refrain :

Nandramako iany,
Nitety ireo fokontany,
Aleo hipetraka ah' fa vizaka ah' man!
Za fotsiny no reraka,
Fa ny sipa tsy ho lany
Aleo za hody hanaja akoho tamàn-trano!

Refrain : [x2]

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tann Faya
Mpamaky : 1018
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : johndor
Tamin'ny : 13/06/2017 18:45:40
ID : 9712

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo