You are here: home > Tononkira > Tann Faya

Aiza moa no hisy fitiavana tsy hisy olana (Tann Faya)

Aiza mou no hisy fitiavana tsisy olana ry Gyal eeh'?! Gyal eeh'!
Uny oa Malala aah',
Fa mba rovina iany vo hiaraka milamina fa tsisy olana 'zany!?
Ooh' Rakiala,
Fa marina ve zany, oe ny hoavintsika hamiratra de enao mino an' izany ve??!
Ra manuntany ah' tsy hoe mivika fa toa lasa ririnin-dava le Fitiavantsika!
Talou iaraka iapita,
Fa anio to samy maka hoazy, lasa ifanalika?
Yeah, ra tsy mety aleo hijanona sao hifanimba anaty revy sangondim-panina oa!
Talou za number one!
Fa anio za le misafo anao aza toa lasa kianina!

Ref : Za mou efa fantatrao fa ... Tena tia anao [x3]
Ny lanitro aza niova loko feno hazavana ... Fa io 'nge oa noho ianao [x2].
Fa raha tsy hety altononkira.serasera.orgeo zao ny andao!
Hitso-drano iala hamela anao!
Hoitanao fa foiko ny ah' na dia mbola tiko aza ... Na mbola tia anah' [x2].

Ay, norm' be ra hitohy 'reo hadalako, fa na miezaka ah' ry Malala tsy oamenao ny lamako!
Atosikao otran' ny fako!
'Nefa Olombelona mba tia anao fa tsy hoe fo vato ah'!
Ra tsy mila teneno iany so de lasa lavitra vo samy ihinan' ny apangony eeh'!
Le Ftiavatsika mamy ve d' ivadika makirana ny loha toa lasa rambony eeh?!!
Hey, samia mandinika so very fa ny lalana efa tery,
Ny vy kou' tsy hikitrana irery!

Malala aah'!
Tsy areti-mandoza io fa sery, de hadalatsika tsy handamina de hahita indray ilay hery!
FA AIZA MOA NO HISY FITIAVANA TSY HISY OLANA RY GYAL EEH'??!
Ref : ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tann Faya
Mpamaky : 3585
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 21/12/2016 10:42:12
ID : 9031

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo