REHEFA NIHAONA TAMIN’NY TOMPO (Talent For Jesus)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!
Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!

Izay rehetra nadray Azy dia lasa olona vaovao
Indro lasa ny teo aloha, nivalona any fa tsy nahasoa
Miezaka manadino izay lasa any
Fa zava-poana sy tsinontsinona ny eto an-tany
Aza variana miondrika eto mamisavisa
Fa Jesosintsika nampanantena ilay paradise

Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!
Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!

Alao hery amin’izay ary ilay fanomponana
F’Izy Tompo nandidy antsika mba history
Tsy eto jodia ihany fa tonga hatrany am-paran-tany
Valin’asanao, valisoa ho anao efa miandry anao any an-danitra any

Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!

Rehefa nihaona tamin’ny Tompo aho dia nitsimbadika ny fiainako e !
Reo gadran’ny fahafatesana indro lasa tsy nitambesatra
Ka faly izato foko e! ravo izato saiko
Izaho tsy andevo intsony fa zanaka e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Talent For Jesus
Vangy : 1217
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ntsoaraz
Daty : 25/04/2017 12:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732