Mifalia ry zatovo (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Mpamaky : 819
Nampidirin'i : fanomezantsoa
Tamin'ny : 16/05/2007 14:56:10
ID : 4421 1-Mifalia ry zatovo(2)
Dieny tanora ianao e!(2)
ref: Aoka e! aoka anefa ho fantatrao e!
Hoentin’Andriamanitra ho tsaraina (iana e!)
Eny hivaly aminao ny atanao (ao e!)
Izay nafafinao no jinjaina (jinjainao e!)
2-Rendrarendra tsy vita (tsy ho vita)
Hadalana tsy ho ritra (tsy ho ritra)
Ny ditra tsy ho lany (tsy ho lany)
Ny filĂ na toy izany (toy izany)
3-Fandalovana ihany (ihany)
Ny fiainana eto an-tany (eto an-tany)
Tsy aleonao ve manompo (ve manompo)
Any Jesoa Tompo (Jesoa Tompo)




