Faly aho (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Mpamaky : 1117
Nampidirin'i : patypv
Tamin'ny : 10/11/2008 13:05:14
ID : 5432 Indraindray tojo hakiviana aho
Ny maraina vao mifoha
Tsy ato anatiko izany hoe hifaly
Maizina izao rehetra izao
Nefa teo Ianao ka dia te hihira aho
Dia eo tokoa Ianao nanome
Hafaliana ho ahy
Ref: Ka faly aho
Jeso Ianao no mameno ahy
Ka feno hafaliana aho
Tsy hisy hanaisotra izany amiko
Fa fifaliana haharitra ho mandrakizay
Satria teo Ianao ka dia te hihira aho
Dia eo tokoa Ianao nanome
Hafaliana ho ahy
Ref:




