ENDRE NY HAFALIANAY (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)
Mpamaky : 763
Nampidirin'i : patypv
Tamin'ny : 10/11/2008 13:00:35
ID : 5430

Imprimer Facebook Facebook
REF: Endre ny hafalianay
Nahazo tombon’andro indray
Mipololotra am-bavanay
Ny fiderana ny Ray
Fisaorana mandrakizay

1-Ny Tompo no miantso anao ô
Ho lavinao ve raha ’nareo e
Dia manompoa ary mazotoa
F’izy tokin’ny fo e
Sakaiza tsara tokoa

2- Ndeha torio lay Jeso mahery e
Taomy lazao “avia sao very e”
Dia manompoa ary mazotoa
F’izy tokin’ny fo e
Sakaiza tsara tokoa

Basse : Izay miankina tokoa feno ny soa
Ny fanahy homeny, to ny famonjeny
Tsy afoiny tokoa ianao
Manantona aminy dieny izao



(Tanora Kristiana Vavolombelona)
(TA.KRI.VA)

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo