AMIN’IZAO TONTOLO IZAO (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Mpamaky : 704
Nampidirin'i : patypv
Tamin'ny : 10/11/2008 12:58:44
ID : 5429 1-Amin’izao tontolo izao
Lasa fomba toa fanao
Ny hira fiderana ho rendrarendra sy filĂ na
Angamba tsy mba avy ao am-po
No ihirana an’i Jesoa
Fa natao izany ahazoana laza
Ety an-tany
2-Misy aza indraindray
Tsy mba mihevitra fa sahy
Miteniteny foana ny tononkira
Tsy ahoan-tsy ahoana
Angamba heverin’izy ireny
Fa raha toa ka miteny
Dia ilay mamoafady
No ahazoana girady
REF:
Izaho hihira ihany hihira hatrany ny Anaranao
Jesoa Ianao tokoa no mendri-kaja derainay koa
Ingao ny fiderana fankalazĂ na ny Anarany
(Tanora Kristiana Vavolombelona)
(TA.KRI.VA)




